Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)

Dox
Ankapobeny
Anarana Dox
Teraka 13 janoary 1913
Maty 14 jona 1978
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa : Mpanoratra sy mpanao hosodoko
Fiainana manokana
Seha-pitiavana Vadiny : Razanabololona Perle

I Dox, izay atao hoe Jean Verdi Salomon Razakandraina amin' ny anarany feno, dia teraka tamin' ny 13 Janoary 1913 tao Manankavaly. Azo lazaina ho anisan' ny pôety malagasy fanta-daza indrindra amin' izao andro izao i Dox.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search